Dikan'ny teny : indramina

Hampiditra dikany vaovao
1 (indrana) mt. ih. (indramo): Angatahina mba hanaovana nefa haverina rehefa avy eo: Nindramin'i Soa ny sininay hantsakany. IIangaviana hanao raharaha fa tsy karamaina: Olona nindramina ireo miasa ny tanimbarinay ireo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel