Dikan'ny teny : indrana

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Zavatr'olona ampiasain'ny tena izay haverina rehefa avy nanaovana: Lamba indrana it? anaovako it? fa very omaly ny ahy. - t.i.f.: Indramina, voaindrana / mindrana, findrana, mpindrana 1 indramana, findram ana 1 mampindrana, fampindrana, mpampindrana I ampindramina I ampindramana, fampindramana 1 mifampindrana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel