Dikan'ny teny : indreo

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mt.: Enti-manondro olona na zavatra maro izay toy ny atolotra na aseho: Indreo ny mpianatrao, hoy ny lehiben'ny sekoly tamin' ilay mpampianatra, dia lasa izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel