Dikan'ny teny : indry

Hampiditra dikany vaovao
1 Misolo ny olona itenenana, fampiasan'ny samy vehivavy mifankazatra fatratra, na indraindray rehefa tezitra izaitsizy, toy ny "ialahy" amin'ny samy lehilahy: Indry ve tsy mahita mpampianatra zavamaneno hampianatra ahy? Taiza aho no hitan'indry nanendrikendrika an'indry Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel