Dikan'ny teny : ingahy

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Teny fanajana fametraka eo alohan'ny anaran-dehilahy mendrika hohajaina noho ny raharaha na ny toerana misy azy, indrindra ny taona: In ty tonga Ingahy Rainibe./ Ohatrinona itsy, ry Ingahy mpivarotra? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel