Dikan'ny teny : inginingina

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Fitsanganana na fipetrahana maka avoavo na eo ambonin'ny zavatra avoavo, na ny loharantsana no mitondra ny tena raha mitsangana na ny voditongotra raha mipetraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel