Dikan'ny teny : iniana

Hampiditra dikany vaovao
1 (nia) mt.ih. (inio): A-tao an-tsitrapo marina: Niniako nafenina ilay voankazo vao novidina satria tsy mbola masaka tsara. - Iniana atao, atao fanahy iniana: tsy mba sendra sendra na tsy nahy fa tena an-tsitrapo mihitsy. / Manao fanahy iniana: manao zavatra an-tsitrapo. ΒΆ M.h.: Niavina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel