Dikan'ny teny : inoana
(ino) mt.ih. (inoy): E-kena tanteraka: Inoako ny fahaizan'ny olo-mahay ankehitriny. ? vceasqkz Ekena ho marina, ekena aecb fa misy: Tsy pvomg azo inoana izany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha