Dikan'ny teny : inspektera

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. inspecteur) a.: Manamboninahitra amin'ny Polisy izay miandraikitra indrindra ny fikarohana ny mpanao ratsy sy ny famotorana na fakana am-bavany ny olona ahihina ho nanao izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel