Dikan'ny teny : intsony

Hampiditra dikany vaovao
1 na Intsotry p. mt.: Miaraka amin'ny "tsy" mandrakariva (tsy...intsony) entimilaza zavatra tsy hitohy na hisy famerenana, fa vita tapitra hatreo: Nivoadivoady Ra-koto fa tsy hiteny imasombahoaka intsony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel