Dikan'ny teny : inty

Hampiditra dikany vaovao
1 p. mt,: Enti-milaza zavatra eny an-tanana ka tondroina amin'olona itenenana: Inty ny satrokao. • Enti-milaza zavatra na olona aseho eo no ho eo amin'olona itenenana: Inty misy hira kely iray tolotro ho an'i Neny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel