Dikan'ny teny : io

Hampiditra dikany vaovao
1 p. mdr. na s. mdr.: Enti-manondro akaiky nefs tsy voafaritra tsars ny halavitany: Tsy tiako io sary io, Omeo azy io raha tian y. logoslavy (fr. Yougoslave) a: Ny firenena na tompon-tany any amin'ny tanin'i logoslavia: I Belgrady no renivohitry ny Iogoslauy. ? p.t.: Momba an'i Iogoslavia, an'i Iogoslavia na avy any Iogoslavia: Repoblika enina no miforona ho fanjakana logoslavy. lombonana (ombona) mt.pt. (10m bony): Iarahana manao: lombonanay telo tonta ny varotra ataonay. 1 Ikamba nana manana: lombonanay Tito mianadahy ity trano Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel