Dikan'ny teny : iraika

Hampiditra dikany vaovao
1 p. L: Mitovy amin'ny "iray" ihany, saingy fampiasa rehefa miaraka amin'ny isa hafa izay mitohy aminy amin'ny alalan'ny "ambin' ny", "amby": Iraika ambin' ny folo. / Iraika amby zato. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel