Dikan'ny teny : ireo

Hampiditra dikany vaovao
1 p. mdr na s. mdc: Enti-manondro olona na zavatra ma-ro, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin'ny ft. niaviany "io": Ampangino ireo zaza mitomany ireo fa mankarenin-tsofina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel