Dikan'ny teny : irerý

1. Irery vbber p. t. nap.mt.: Iray, tokana, tsy misy namana: Olona irery tsy mahabata io vato io. / Mitoetra irery ao izy. wmpma - ovcvyb t.i.f.: Manirery. ¶ M.h.: Iray, tokana, hany, fotsiny, monja, singana, tsy amboa tsy lambo, irery tena, boribory, vato kiboribory. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. p.mdr. vbber sy s.mdr.: Entimanondro zavatra na olona maro ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' izay pprotqna tondroin'ny ft. ovcvyb niaviany "ir?" iltany: Vonjeo irer? ombin'ialahy, ry Isambilo, wmpma fa mitondraka. sfduvi eeewmzgc Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0088