Dikan'ny teny : irery

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t. nap.mt.: Iray, tokana, tsy misy namana: Olona irery tsy mahabata io vato io. / Mitoetra irery ao izy. - t.i.f.: Manirery. ΒΆ M.h.: Iray, tokana, hany, fotsiny, monja, singana, tsy amboa tsy lambo, irery tena, boribory, vato kiboribory. Ahitsio
2 p.mdr. sy s.mdr.: Entimanondro zavatra na olona maro ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' izay tondroin'ny ft. niaviany "ir?" iltany: Vonjeo irer? ombin'ialahy, ry Isambilo, fa mitondraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel