Dikan'ny teny : isa

Hampiditra dikany vaovao
1 (Btl) a: Hira sy haisoratra betsileo. (Misy karazany efatra ny isa, dia ny isan'andravana na kilaolao: hiran-dalao ankapobeny, fa indrindra ho fiderana ny andriana na ny olo-malaza; ny isan-drary: hira fivavahana ho an'ny mpiantafika; ny isam-balahazo: hira fanaon'ny tovolahy raha mifampiaika amin'ny tolona; ary ny kitari-daolao: hira fanaon'ny tovovavy amin'ny takariva diavolana: mandeha mifampitohitohy maro izy ireo ka ny tanany havanana itohizany amin'ny eo aloha ary ny havia amin'ny eo aonana). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel