Dikan'ny teny : isika

Hampiditra dikany vaovao
1 s.o.: Fanao teny lazaina, misolo ny olona miteny raha maro ka tsy manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy: Samy olombelona mety diso daholo isika (Ra-ha manavaka ny tena amin' ny olona itenenana, dia izahay no ampiasaina: Malagasy izahay, fa ianareo Vazaha). laina a.: Fandefasana fofon'aina hivoaka any an'orona mba hivoahan'ny lelo, fanesorana ny lohan'ny lahinjiro efa manjary lavenona fotsifotsy. - t.i.f : Aisina, voaisina / manisina, fanisina, mpanisina / anisinana, fanisinana 1 mahisina / isinisina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel