Dikan'ny teny : itana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ita) ma ih. (itao): Robohina mba hankanesana ery an-dafin-drano; vikinina mba hahatongavana ery an-dafinkady: Sarotra itana ity rano itý izany fa lalina / Mora itana ve io hady io? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel