Dikan'ny teny : ivelany

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Hita maso: Marevaka ny loko ivelany. • p. mt.: Tsy ao anaty: Lasa any ivelany izy. 1 ppk.: Tsy ao anatin'ny: Ataovy madio tsara ivelan'ny trano. • a.: Endrika, tarehy, bika, toetra hi-ta maso: Tsara ny ivelan'io trano io. / Tsarovy fa manodoka matetika ny iuelany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel