Dikan'ny teny : ivo

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Ny afovoany amin'ny velarana iray. - t.i.f: Manivoana, fanivoana, mpanivoana 1 anivoanana, fanivoanana 1 anivo, anivony, aivo. - F.-p,: Ivondanja: ny afovoany mitondra ny zavatra iray manontolo. / Ivomparibolana: ny afovoan'ny faribolana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel