Dikan'ny teny : ivy

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Tsiranorano teraka ho azy ao anaty vava ka mahamora ny fitsakoana ny hanina sy ny fitelemana azy. - t.i.f.: Ivivy 1 maivivy, faivivy, mpaivivy f aiviviana, faiviviana I marikivy. - F.-p.: Miteraka ivy na mitoraka ivy: mandranorano, mitsiranorano: Mbola miteraka ivy it? fery / Tantinivy: tapa-damba kely voazaitra atao eo ambany saokan'ny zazakely hiaro ny akanjony amin'ny iviny raraka lava. * Ohab.: Raraka ivy alohan' ny mpamaky voasary: mientana iray ihany eo anoloan' ny zavatra iray nefs ny olona voakasiny akaiky aza tsy mbola miraika akory. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel