Dikan'ny teny : iza

Hampiditra dikany vaovao
1 parent.: Atao eo aorian' ny anarana ka entina milaza olona: Ankizy iza no nandrouitra it? bokiko ity? nefs azo ilazana zavatra koa izy ka amin'izay entina manavaka ny iray amin'ny zavatra anankiroa na betsaka voalaza: Satroka iza amin'ireto no hovidinao? / s.mnt.: Manao ny ankabeazan'ny asan'ny anarana ary enti-milaza olona indrindra: Iza no nanambara izany vaovao izany taminao? / Zanak'iza it? zaza ii-y? nefs mety hilaza zavatra na biby ny "iza" mpis. an. raha ta hanavaka ny iray amin'ny zavatra roa na betsaka: Iza no hoentinao amin' ireto omby ireto? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel