Dikan'ny teny : izaitsizy

Hampiditra dikany vaovao
1 p. mt.: Fatratra, be dia be na mafy dia mafy: Nihoraka izaitsizy ny vorona vahiny (J.N.). 1 Tokoa tokoa, indrindra indrindra, mihoatra noho izy, noho ny antonony: Nihinana izaitsizy Ikoto androany ka tsy mahagaga raha tsy mahalevon-kanina ny adala. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel