Dikan'ny teny : izany

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mdr. sy s.mdr.: Entimanondro zavatra na olona an'eritreritra fotsiny: Iza no nilaza izany vaovao izany taminao? / Tsy fantatro izany olona izany. Matetika koa anefa ny izany dia enti-milaza hevitra na teny vao nolazaina: Ny fotoana uolamena, tsarovy mandrakariva izany teny izany, rankizy. - F.-p.: Izany hoe: izao no heviny, toy izao. j Izany no izy: teny anamafisana izay nolazaina. f Izany raha tsy...: entina hilazana toe-javatra tafahoatra nony,..: Izany raha tsy loza ny alahelony onao (tsy hita velively ny alahelony nony tsy nahita anao izy). f Izany sy izany: entimilaza namamintina izay zavatra rehetra voalaza teo aloha, f Aoka izany: fatratra: Tiako aoka izany it? tarin' olona mandihy Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel