Dikan'ny teny : izatsy

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mdr. sy s.mdr.: Entimanondro zavatra na olona somary takontakona, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin'ny tondroin'ny "itsy" ft, niaviany ihany: Tsy hitanao angaha izatsy trano voalokaloky ny amontana izatsy? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel