Dikan'ny teny : izay

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mdr. sy s.mdr.: Manondro zavatra efa voalaza na heno ka tsahivina: Avereno fa tiako loatra izay hira izay. 1 s.mf: Enti-misolo anarana vao voalaza eo aloha no sady mampifandray hevitra roa: Tsy maintsy sazina ny mpianatra izay tsy mianatra tsara - F.-p.: Aoka izay: teny entina mandrara mba tsy hanohy intsony izay atao: Aoka izay, rankizy, ny hiranareo fa mankarenin-tsofina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel