Dikan'ny teny : izy

Hampiditra dikany vaovao
1 s.o.: Misolo ny olona tenenina raha tokana ka atao teny lazaina: Ho tonga izy rahampitso. Raha milaza maro dia matetika ampiana "ireo" ny izy: Tsy manan-divay intsony izy ireo. - F.-p.: Ny maha-izy azy: ny tena endriny na toetran'ny zavatra iray. / Ahoana, aiza izy ity?: fanontaniana ny amin'izay tokony ho izy. / Tsy izy: tsy ilay marina fantatra momba ny zavatra na ny olona iray, dise. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel