Dikan'ny teny : j
Hampiditra dikany hafa
Tarehintsoratra fahasivy ary renisoratra fahenina amin'ny abidy malagasy, mitovy fanonona amin'ny renisoratra roa dz. Ny z no miova ho j amin' ny fanakambanan-teny: Rakotra zavona = rako-javona Ahitsio
(26/05/2025 16:02 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra
Midira aloha