Dikan'ny teny : jadona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Enti-milaza fijoroana mahitsy, tsy mihetsika. ? h:o.: Teny andidiana tsy maintsy arahina, tsy azo valiana: Manao jadona izy raha miteny ka tsy tian'ny olona. - t.i.f: Jadonana, ajadona, voajadona, jinadona, tafajadona 1 manajadona, manjadona, fanajadona, fanjadona, mpanjadona, mpanajadona 1 anajadonana, anjadonana, fanajadonana, fanjadonana 1 mijadona, fijadona, mpijadona / ijadonana, fijadonana / mahajadona / jadonjadona. - F.-p.: Manao jadona: manao teny tsy valiana; manao didy boraingona, manao teniko fe lehibe. ! Jadom-panjakana: fitondram-panjakana na fahefana tsy azo ifandinihana fa rehefa izay dia izay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel