Dikan'ny teny : jadonana

Hampiditra dikany vaovao
1 (jadona) mt, pdr. sy mt. ih. (jadony): Tsatohana: Nojadonany lefona ny tratran'ilay niady taminy ka maty teo no ho eo. ? Anaovana teny tsy valiana:Nahoana aho no jadonanao tahaka izao? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel