Dikan'ny teny : jaiko

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Famindrana miadana sady atao tsy re ny fingadona, famindra tandremana tsy hisy hahare. - t.i.f.: Jaikoina, voajaiko I mijaiko, fijaiko, mpijaiko / ijaikoana, fijaikoana 1 mahajaiko I jaikojaiko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel