Dikan'ny teny : jaingy

Hampiditra dikany vaovao
1 na Jaingijaingy a.: Fandeha mirepirepy sy toa miahotrahotra ary matahotra ny hianjera. •Famindran'ny zaza vao miana-mandeha toa mitsipitsipika. - t.i.f: Mijaingy, fijaingy, mpijaingy 1 ijaingena, fijaingena 1 mahajaingy I jaingijaingy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel