Dikan'ny teny : jamaikanina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. jamaïquain) a.: Ny firenena monina amin'ny andilan-tanin9 Jamaika mampitohy an'i Amerika avaratra sy atsimo: Teny anglisy no tenenin'ny Jamaikanina • p. t.: Momba an'i Jamaika, an'i Jamaika na avy any Jamaika: Ny "bauxite" jamaikanina no voalohany indrindra eran'izao tontolo izao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel