Dikan'ny teny : jamoka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Tsy be teny na be resaka, morabe sady bonaika. (Jombka anefa no fiteny matetika kokoa). - t.i.f.: Mijamoka, fijamoka, mpijamoka / mahajamoka, jamomoka. Ahitsio
2 a.: Anarana niantsoana ny omby taloha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel