Dikan'ny teny : jananaika

Hampiditra dikany vaovao
1 na Jananaka a: Firotsahan'ny orana tsy misy fiatoana, fivoahan'ny ra toa mitifitra tsy mety mijanona amin'ny ratra. - t.i.f.: Ajananaika, tafajananaika / mijananaika, fijananaika, mpijananaika / mahajananaika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel