Dikan'ny teny : janga

Hampiditra dikany vaovao
1 Jangajanga p.t.: Mpanaram-po amin'ny fitondrantena ratsy, milfba amin'ny fahalianana ara-nofo: Notorahin'ny olona ilay uehivauy janga. ? Enti-milaza lehilahy na vehivavy mandeha amin'olona tsy vadiny. - t.i.f.: Mtiangajanga, fijangajanga, mpijangajanga / gangajangana, fijangajangana. Ahitsio
2 (Ski) p. G: Sitrana. Ahitsio
3 p. t: Enti-milaza ny loba miranga ary mitraka tsara: Janga loha ir? zazavavy Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel