Dikan'ny teny : janjana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fikapana amin-java-maranitra ho tapaka avy hatrany, fanapahan-kevitra hentitra, fanovan-javatra tsara maty paika. i ti.f.: Janjanana, ajanjana, voajanjana, nojinanjana 1 manjanjana, fanjanjana, mpanjanjana / anjanjanana, fanjanjanana / mahajanjana / janjanjanjana 1 majanjana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel