Dikan'ny teny : janjanana

Hampiditra dikany vaovao
1 (janjana) mt. ih. (janjano): Asiana, velezina mafy: Nojanjanan'ilay mpikapa hazo ny famaky ny vatan-kininina ka tapaka hentitra tery. • Atao vita tsara: Nojanjanako ilay fanadinana ka afaka aho ary nahazo laharana ambony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel