Dikan'ny teny : janona

Hampiditra dikany vaovao
1 Fiatoana (matetika tsy misy fitohizany intsony). i t.i.f.: Ajanona, voajanona, tafajanona / manajanona, manjanona, fanajanona, fanjanona, mpanajanona, mpanjanona / anajanonana, anjanonana, fanajanonana, fanjanonana / mijanona, fijanona, mpijanona / ijanonana, fijanonana / mahajanona 1 janonjanona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel