Dikan'ny teny : japirona

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. les éperons) a.: Vy kely misy kinifinifiny maranitra amin'ny kiraron' ny mpitaingin-tsoavaly, izay mahatonga ny soavaly hiriotra mihazakazaka rehefa anerena ka anindromana ny Idbony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel