Dikan'ny teny : japoney

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. japonais) a: Ny firenena monina any amin' ny tanin'i Japan: Mihoatra ny zato tapitrisa ny isan' ny Japoney. ? p.t.: Momba an'i Japan, na an'i Japan na avy any Japan: Voakaly ary mafy ny taozavatra japoney. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel