Dikan'ny teny : jaradona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fijoro mahitsy, mitsatoka (rehefa avy nianjera nikodingidingy, ohatra). 1 t.i,f.: Maradona, tafajaradona 1 manajaradona, fanajaradona, mpanajaradona / anajaradonana, fanajaradonana / mijaradona, fijaradona, mpijaradona / ijaradonana, fijaradonana 1 mahajaradona Ijaradondradona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel