Dikan'ny teny : jaroboka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanasokana na fandentehana (zavatra) ao anaty rano tsy hipoitra; famarinana (zavatra) ao anaty rano tsy hipoitra; fivarinana na fianjerana ao anaty rano. i t.i.f.: Ajaroboka, voajaroboka, tafajaroboka / manajaroboka, fanajaroboka, mpanajaroboka / anajarobohana, fanajarobohana j mijaroboka, fijaroboka, mpijaroboka / ijarobohana, fijarobohana / mahajaroboka / jarobodroboka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel