Dikan'ny teny : jeby

Hampiditra dikany vaovao
1 (vary) a.: Enti-milaza amin'ny faritany avaratra ny vary ambolena aorian'ny fahavokaran'ny vary asara (fahavaratra); ny vary ambolena amin'ny main-tany. Ahitsio
2 p.t.: Sahirana, voahelingelina, voakorontana. 6 t.i. f.: Jebena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel