1 Jefijefy p. t.: Mipelipelika noho ny hajejoana, fatra-panao fihetsehana tsy dia maotina loatra, mba hirehan'ny mason'ny olona any amin'ny tena. 1 t, f f.: Tafajefijefy j mijefijefy, fijefijef y, mpijefijefy j ijefijefena, fijefijefena f mahajefijefy.
Ahitsio