Dikan'ny teny : jery

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanopazana ny maso, fitazanana: Nanao fara jery ilay tanàna izy nony tonga teo an-tampon-kavoana dia lasa. 1 t.if: Jerena, ajery, voajery, jinery I mijery, fijery, mpijery I ijerena, fijerena I mahajery 1 jerijery. - F.-p.: Jery vilana: halapijery, fijery mitsipalotra mandalo kely fotsiny. / Manao jery vilana, jery kely: mody tsy mijery nefa mahita tsara ihany. ¶ M.h.: Mangala-pijery. / Tsy an-jery (p. mt.) na tsianjery (a): fomba fianarana na filazana zavatra tsy mijery boky fa ankandrina fotsiny amin'izao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel