Dikan'ny teny : jijijijy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Famindra fohy dingana, ka toy ny mandihy. • Fitarainana noho ny fanaintainana amin'ny aretina. - t.i.f.: Mijijijijy, fijijijijy, mpijijijijy / ijijljijiana, fijijijijiana / mahajijijijy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel