Dikan'ny teny : jilo

Hampiditra dikany vaovao
1 Jilojilo p. t.: Marani-doha, mitsflotsilo loha. - t.i.f.: Ajilojilo, voajilojilo 1 mijilojilo I mahajilojilo. ? F.-p.: Lakan-jilo: lakana izay samy matsilotsilo na marani-doha ny eo anoloana sy ny ao afara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel