Dikan'ny teny : jinja

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fikapana, fandidiana ny zavamaniry amin'ny antsy: Jinja vary. - t.i.f.: Jinjàna, jinjaina, ajinja, voajinja 1 mijinja, fijinja, mpijinja 1 ijinjana, fijinjàna 1 mifanjinja 1 mahajinja 1 jin-jany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel